- Alarobia 17 Jolay 2019
Any Ivelany.Miketrika ny Amerikanina Handefa olona eny amin’ny volana indray
50 taona aty aorian’ny tetikasa Apollo 11, izay sambodanitra voalohany tonga teny amin’ny volana dia mieritreritra ny hiakatra eny indray ny Amerikanina.Artemis indray no anarana nampisalorana ity tetikasa goavana ity izay tohanan’ny filoha Donald Trump mafy moa,
Hamaky ny tohiny